| Entrée | 1 akoravato |
| Mots élémentaires | 2 akora, 3 vato |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Vato maranitra na mitrikitriky eny an-dalana.
[1.1] [akora vato] 6 silatsila-bato toa tsy ilaina manao ahoana. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 Loose chips of stone. Rubble walling or foundation..
[1.2] |
| Anagrammes | 8 akoravato, 9 voaokatra, 10 voataroka, 11 voatoraka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|